Entrée | 1 manao teli-moka |
Mots élémentaires | 2 manao, 3 teli-moka |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 mitelina avy hatrany tsy mitsako akory [1.1] |
Exemples |
6 Ary dia nanaikitra an' Ibonia indray izy ka tsy nahakaikitra azy, fa hery nanao telimoka an' Ibonia no natao;
[1.406]
7 Nosinimban' ireo nifiny banga izy io ka tsy mahatsako intsony fa manao telimoka ka izany no naharesy an'ady anareo. [2.895] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |